Tổng quan Mpanisa Domy 2
Mpanisa Domy dia natao hanala ny fahasahiranana am'ny kaonty sy tour. Mpilalao 2 sa 3? Maty 60, 100, 120? tôi không lohany à? Kaontiany ny Totalin'isa azonao. Afaka misafidy tsara izay manana lohavato voaloha alohan'ny lalao ary tondroiny hatrany hatrany ny manaraka rehefa avy manampy ny isa azo. Misy fitipika azo safidiana ampiharina isaky ny lalao. Misy endrika vaovao maro azo hisafidianana ihany koa. Ary misy loka manokana ho an’ireo tsy mitoko. Ka dia mirary lalao mahafinaritra ho an'ny mpianakavy tia milalao domy eh
Xem thêm